Conditions de création d`un site marchand

publicité
FEPETRA FIARAHA-MIASA EO AMIN’NY SITE MANOKANA- NA IRAISANA
HIVAROTANA @ INTERNET
Handao hanomboka hivarotra eo @ tranokala – INTERNET, Inona ary no tokony hatao?
Andaniny, antsoina hoe webmaster, mpiandraikitra ny famoronana sy fitantanana ny tranokala
Ankilany; ny mpivarotra na ny mpampiranty
Amin’izao faran’ny taona 2012 izao, sady fanombohana ny tetikasa izao dia:
TSY HANDOAVAM-BOLA NY FANANGANANA NY TRANOKALA
Ho an’ny mpivarotra sy ny mpampiranty dia ireto ny andraikiny:
-INFOGRAPHIE:
Manomana ireo FICHIERS MULTI-MEDIAS : Sary, video, vidin’entana, doka sns… (avec qualité
technique requise)
-Mandefa ny fichiers aty amin’ny adiresy mailaka [email protected]
-MODE DE PAIEMENT :
Ny fomba fandoava-mbola amin’io TSENA INTERNET io dia ireto avy :
Carte de crédit, Paypal, Orange Money ; Mvola ; Airtel money , na lela vola eo am-panaovana
LIVRAISON. Ny mpampiranty no miandraikitra ny livraison ny entana any amin’ny mpanjifa mba
hisian’ny fifampatokisana
Afaka misafidy ny fomba tiany ny mpampiranty ary mampahafantatra an’izany eo amin’ny pejy
hampiratiany
-PARTICIPATION FINANCIERE
-Tsy mandray anjara ny mpampiranty @ Frais de publicité fampahalalàna ny tranokala izay atao
ivelan ‘ny tranokala toy ny any @ radio ; TV ; Internet hafa ; gazety ; sns…
-Mandray anjara kosa ny mpampiranty @ famoahana ny tsena eo @ Internet : frais de publication.
Misy fifanarahana manokana ny hamerana ny vola aloa: isan’ny pejy, lanjany,taille des fichiers ,
faharetana, durée de publication
-Afaka manampy @ INFOGRAPHIE ny webmaster ho an’ireo tsy vonona na tsy afaka manao izany.
Misy fifanarahana manokana.
-Ny tranokala dia misy karazany roa (2):
tranokala anarana iray ho an’ny mpampiranty iray (1 nom de domaine pour 1 marchand)
tranokala anarana iray ho an’ny mpampiranty maromaro (1 nom de domaine pour un groupe de
marchands)
Eo amin’ny 200 000 ar isan-telo volana ny saran’ny famoahana eo @ Internet (frais de
publication/Internet) ho an’ny tranokala iray. Azo hifampizarana izany io saran’ny famoahana io (frais
de publication/Internet)ho an’ireo izay miaraka maromaro.
Notes techniques
Un site comporte 10 pages , facilement modifiables en lignes donc dynamique et interactive
(contacts ;liens ; formulaires ;commentaires ; sondages ; commandes ; intégration aux réseaux
sociaux dont facebook ; twitter ; gmail ; . Nous contacter pour de plus amples détails. Nous pouvons
qppuyer/former vos webmasters si vous voulez l’autonomie.
Contacts :
-
Téléphone : 0324144602 ou 0344370790
E-mail : [email protected]
Site web : madagascar-interculturel.e-monsite.com
Webmaster: Monsieur SAMUEL Richard, Ingénieur économiste
Téléchargement