Un programme pour améliorer l’éducation à Madagascar
Un programme pour améliorer l'éducation à Madagascar
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2011
PHILOSOPHIE – Séries : CD
N.B. Le candidat doit traiter UN sujet sur les TROIS proposés
SUJET N°1
Doit-on adapter la science à la loi morale ou la loi morale à la science ?
SUJET N°2
« Le devoir est réduit à une obligation sociale». Qu’en pensez-vous ?
SUJET N°3
Faites l’analyse ordonnée du texte suivant en vue de dégager son intérêt philosophique.
« L’enseignement philosophique offre pour toute la jeunesse une double utilité : d’une part,
il apprend à critiquer les opinions reçues, les traditions admises, les idées admises ; d’autre
part, il apprend à dépasser le conformisme en vue d’une cohérence toujours plus parfaite de la
pensée et de l’action. La réflexion philosophique est d’autant plus nécessaire que les sciences se
développent davantage car si elle n’en découvre pas des idées partielles, si en ce sens elle est
un non savoir, elle n’est pas pour cela subjective au sens péjoratif, mais elle est un certain
mode d’appréhension de la condition humaine dans son universalité »
LACROIX. in Panorama de la philosophie
N.B. Laza adina IRAY amin’ny TELO atolotra azy no ataon’ny mpiadina
LAZA ADINA N°1
Ny siansa ve no tokony ampifanarahana amin’ny lalàna ara-pitsipi-pitondrantena sa ny lalàna
ara-pitsipi-pitondrantena no tokony hifanaraka amin’ny siansa ?
LAZA ADINA N°2
“Ny adidy dia voafetra ho ny tsy maintsy atao ara-piarahamonina”. Ahoana ny hevitrao momba
izany ?
LAZA ADINA N°3
Fakafakao amin’ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity mba hampisongadina ny lanjany ara-
filôzôfia.
“Ny fampianarana filôzôfia dia manolotra antony roa ilàna azy ho an’ny tanora : andaniny
mampianatra hitsikera ireo hevitra voaray, ireo fombafomba nekena, ireo hevitra nekena ;
ankilany, mampianatra hihoatra ny fironana amin’ny fanarahana ny fanao, na ny fironana
amin’ny tsy fanarahana ny fanao mba hahatongavana amin’ny fifanarahan’ny saina amin’ny
atao ho tonga lafatra. Ny fieritreretana filôzôfika dia tsy azo ialàna kokoa raha oharina amin’ny
fandrosoan’ny siansa, satria na dia tsy mahita ampahan’ny marina aza izy tsy atao hoe tsy
fahalalana araka izany, dia tsy fiheverana manokana araka ny fihevitra manaratsy azy izy, fa
fomba fanakarana kosa ny maha olombelona amin’ny sehatra mahafaoka ny tontolo sy maha
iombonana azy.”
LACROIX. in Panorama de la philosophie