Formation – Asa manavanana Insectes – J.A Faritra Isotry
Chef Enoch, Copyright Mai 2009 © 1
1) Classification scientifique
>
>>
> Règne misy karazany 5 fa ireto telo ireto ianarantsika @ ity taona ity (animal / végétal / champignon)
>
>>
> Embranchement (vertébrés / invertébrés)
>
>>
> Invertébrés : Arthropodes (Insectes – crustacés– myriapodes – arachnides) ; annélides (vers annelés);
mollusques ; plathelminthes (vers plats) ; coelentérés (méduse et coraux) ; éponges (porifères ou spongiaires)
>
>>
> Classe : Insectes
>
>>
> Ordres : zygentomes (poisson d’argent / lépisme) ; odonates (libellules / demoiselles) ; etc
Entomologie no siansa mandalina manokana ny momba ny insectes
2) Ireo toetra mampiavaka ny Insectes
+ de 1 millions d’espèces recensées (telo ampahefatry ny monde animal recensé)
Mbola eo hoe eo @ 30 millions kosa ireo espèces mbola tsy fantatra indrindra aty @ Tropiques
Hita any @ toerana rehetra (amoron – dranomasina, eny an – tendrombohitra avo + 6000 m, any @
poles, any an – dranomamy, eny ambony ranomasina haute mer, eny an – tanety, eny @ hazo, etc)
Habe : 0,25 mm ka 30 cm d’envergure (papillon)
Durée de vie:ora vitsivitsy ka hatramin’ny taona vitsivitsy (ny éphémère no fohy ora iainana indrindra)
Ohatra : Ny puceron (bibikely eny @ tahon’ny raozy na eny @) dia miaina andro vitsy monja. Misy taranaka
12 mifanesy eo anelanelan’ny 15 Mars sy 15 Août). Raha toa ka velona daholo ireo dia hahatratra
500 milliards ny isan’ny taranaka ateraky ny vavy iray, ary hilanja 250 tonnes izy rehetra ireo !!!
Manana ‘‘Exosquelette’’ (squelette ety ivelany, tsy toy ny olombelona, squelette anatiny)
Misaraka tsara ny loha, ny thorax, ny abdomen
Loha : yeux simples (ocelles no anarany @ insecte adulte) andraisany ny hazavana
yeux composés kosa no ahitany ireo fihetsika manodidina azy
antennes (izay misy ireo ‘‘organes de l’odorat’’ et ‘‘organes du goût’’ eo @ insectes
vava : manindrona (moka na kongona), mitsako (valala), mitsentsitra (lolo), milelaka (tantely)
Thorax : misy ny tongotra (3 paires de pattes), entina mandeha (voangory), entina mitsambikina
(valala), andehanana eny ambony rano (mokan drano na dytique), entina milomano eny ambony
na anaty rano (fandiorano, tsikovoka), andavahana ny tany (taupe grillon na
alikakelinandriamanitra), itondrana pollen (lahimbony) toy ny tantely, entina miady (famakiloha) etc
Eo @ thorax koa no misy ny elatra ka miovaova arakaraka ny bibikely. Toy izany koa ny
hafaiganampandeha (9 km/h ny tantely, 20 km/h ny andiam – balala, ny monarque, karazan – dolo
any Amerika : any atsimon’i Canada rehefa fahavaratra, rehefa ririnina kosa dia midina aty Mexique.
Tsy voatery hanan’elatra avokoa anefa ny insectes (aptère) : kongona, lépisme, parasy, hao, etc
Abdomen : misy fizarana enina na folo, na iraika ambinifolo, arakaraka ny insecte. Io no mitondra ny
fitsindrona (dard @ takola) sy ny taova famoahana maloto (anus). Eo amin’ny fizarana fahavalo no
misy ny taovam – pananahana @ lahy, eo @ fahasivy kosa ny an’ny vavy. Ny ovipositeur dia taova
manokana ananan’ny vavy, famoahany ireo atody (@ tany, na @ ravin-kazo, na anaty rano,etc)
Formation – Asa manavanana Insectes – J.A Faritra Isotry
Chef Enoch, Copyright Mai 2009 © 2
Formation – Asa manavanana Insectes – J.A Faritra Isotry
Chef Enoch, Copyright Mai 2009 © 3
Formation – Asa manavanana Insectes – J.A Faritra Isotry
Chef Enoch, Copyright Mai 2009 © 4
3) Voambolana :
Métamorphose : fiforonan’ny insecte, manomboka eo @ atody ka hatramin’ny fiforoan’ny insecte lehibe iray
Métamorphose complète : Œuf Larve Nymphe Insecte adulte ou Imago
Métamorphose incomplète : Œuf Larves Insecte adulte ou Imago
Métamorphose absente : Œuf Insecte adulte ou Imago
(Ohatra : ny lépisme na poisson d’argent (jereo ny sary ao @ Pejy faha 6))
Insecte holométabole : insecte miforona amin’ny métamorphose complète (Ohatra : papillon, tantely)
Oeuf Larve Nymphe Insecte adulte ou imago
Insecte hétérométabole : insecte miforona amin’ny métamorphose incomplète (Ohatra : valala, angidina)
Œuf Larves Insecte adulte ou Imago
Larve : fiovana voalohany @ fiforonan’ny bibikely. Ny atody no lasa larve
Larves des coléoptères : vers blancs – Larves des papillons : chenilles – Larves des mouches : asticots
Nymphe : fiovana @ fiforonan’ny bibikely, alohan’ny fiovana ho tena bibikely. Ny larve no miova ho nymphe.
Nymphe de papillon : Chrysalide (Ny chenille no miova ho chrysalide)
Imago : fiovana farany @ fiforonan’ny bibikely. Ny imago dia ny bibikely efa ary taova tsara (insecte adulte)
Elytre : Karazan’elatra ivelany, matevina, miaro ny elatra anatiny, ho an’ny coléoptère manokana (coccinelle)
Cocon : Kitapo ifonosan’ireo ‘‘nymphe’’
Dard : Tsilo na tsindrona mipetaka @ fiafaran’ny abdomen an’ny tantely, takola, fangaraka, sns
Nectar : Tsiranoka mamy ao @ voninkazo izay foto – tsakafon’ny insectes maro. Avy amin’ny nectar no
anamboaran’ny renintaly ny tantely ranony, sakafo fihinantsika olombelona
Aptère : Teny entina milaza ireo insectes rehetra tsy manana elatra (parasy, hao, lépisme, kongona, etc)
Formation – Asa manavanana Insectes – J.A Faritra Isotry
Chef Enoch, Copyright Mai 2009 © 5
Libellule
: dernière mue
Les libellules sont des insectes à métamorphoses
incomplètes : les larves ressemblent beaucoup aux
adultes, si ce n'est qu'elles sont dépourvues d'ailes.
Elles subissent plusieurs mues au cours de leur
développement, la dernière libérant un insecte adulte
ailé.Anax empereur (Anax imperator)
Ichneumon pondant dans une chenille
La femelle de l'ichneumon pond ses œufs dans le corps d'une larve
d'insecte grâce à un organe spécialisé de son abdomen,
l'
ovipositeur
.
Cocons de papillon
Les chenilles du papillon de nuit Antheraea harti se
nourrissent de feuilles de chêne. Elles tissent leurs
cocons de soie dans les feuilles qu'elles n'ont pas
entièrement dévorées.
COCONS DE PAPILLON
1 / 8 100%
La catégorie de ce document est-elle correcte?
Merci pour votre participation!

Faire une suggestion

Avez-vous trouvé des erreurs dans linterface ou les textes ? Ou savez-vous comment améliorer linterface utilisateur de StudyLib ? Nhésitez pas à envoyer vos suggestions. Cest très important pour nous !