4
Ny fambolena legioma
Nytabilaoetoambanydiamampisehoireokarazanatanyazoidianana,kanefadiamilamanaofanitsiana
isika mba ahazoana ilay toetry ny tany mety amin’ny fambolena legioma :
Karazan-tany Toetrany sy hatsarany Ny zava-manahirana aminy
1- Tany fasika amoron-tsiraka
TANY FASIKA
Tsy mahavokatra, mora maina, nofo
tany mahavokatra manify sy mora
simba.
Ny fanjariana azy dia mila fanampiana nofo
tany mahavokatra sy fampiasana zezika
betsaka.
2- Tanimbary mora hamainina: (fanasiana tatatra fanamainana avy hatrany aorian’ny
famokaram-bary)
BANJA
Mety amin’ny fambolena legioma
mifandimby amin’ny vary vato (voka-
bary faha-2).
Fotoana mandalo, mialoha ny famokaram-bary
manaraka;milaasianazezikabetsakanytany
raha hambolena legioma, manatsara ny voka-
bary manaraka koa izany.
3- Taindriaka ambodin’ny vohitra:
TAVIRAKA,
KAOKANA
Tany mahavokatra tsara nentin’ny
riaka, miangona am-pototry ny
vohitra; mora manary rano amin’ny
fotoana be rotsak’orana.
Mila tandremana betsaka hiarovana amin’ny
rano vohitra, mila asiana zezika betsaka
mihoatranohonyamin’nytanybaiboho;mila
jerena ihany koa ny rano hanondrahana ny voly.
4- Tany atsanga
BAIBOHO,
FITAKA
Tany tena mety tsara noho ny
fahavokarany sy ny fahatsarany
ny nofotany (mivoraboraka) :
mifanandrify tsara amin’izay ilaina
amin’ny fambolena legioma karazany
marosamihafamandava-taona;
Ilaina mandrakariva ny manisy zezika hikajiana
ny fahavokaran’ny tany ary manao tatatra
tsihifan-dranoamin’nyfotoanabeorana.