Telechargé par Kdet1976

bepc-malagasy

publicité
MALAGASY
BEPC
MALAGASY
BEPC
MALAGASY
BEPC
1- NY ENDRIKY NY LAZA ADINA TARANJA MALAGASY
Lahatsoratra:
MIKASIKA NY LAHATSORATRA
MIKASIKA NY RIBA
FITSIPIKA
FAMORONAN-DAHATSORATRA
MALAGASY
C E P E
2 – FITSIPIKA :
1. Rafi-teny
1.1. Endri-teny
1.2. Sokajin-teny
2. Tsipelin-teny
3. Fifehezan-teny
3.1. Anjara asa
3.2. Hevitra ara-drafitra sy fitodika
a. Hevitra ara-drafitra
b. Fitodika
3.3. Fifehezan-teny
MALAGASY
BEPC
3- HEVITRA ARA-DRAFITRA :
Omeo ny HAD ny teny misy tsipika ambaniny, hamarino ny valinteninao.
F1 : Namaky lalana vaovao ny fokololona
F2 : Tolorana rambon-damba ny mana-manjo
MALAGASY
BEPC
3- HEVITRA ARA-DRAFITRA :
Endrika voalohany :
F1 : Namaky lalana vaovao ny fokonolona.
Omeo ny HAD ny teny misy tsipika ambaniny, hamarino ny valinteninao.
Valiny :
F1 : Namaky lalana vaovao ny fokonolona.
EM
RF
ZP
L MPANAO
Fanaporofoina :
FKI
F1 : Namaky lalana ny fokonolona.
V1
V3
V2
FKI : Mivany telo
MALAGASY
BEPC
3- HEVITRA ARA-DRAFITRA :
Firafitry ny EM :
Namaky + ana > namakiana (fiteny sy fandre)==> namaky dia matoanteny
Namaky : n/m/h – an – (v)aky
m
EM matoanteny aman-tovona mivaky
n-an-
MALAGASY
BEPC
3- HEVITRA ARA-DRAFITRA :
HAD V3 :
RF
L
Ny lalana no novakin’ny fokonolona.
L
EM
RF
FKI : Ny lalana no novakina.
V2
V1
Novakina : no/O/ho-vaki-ina
HAD ny L = IHARANA
HAD = FR IHARANA
MALAGASY
BEPC
3- HEVITRA ARA-DRAFITRA :
Manana HAD MPANAO ny L satria ahitana :
-FKI mivany 3
-EM matoanteny aman-tovona mivaky n-an-HAD V3 = RF IHARANA
Endrika faharoa
F2 : Tolorana rambon-damba ny mana-manjo.
Omeo ny HAD ny teny misy tsipika ambaniny, hamarino ny valinteninao.
Valiny:
F2 : Tolorana rambon-damba ny mana-manjo.
EM
RF ATAO
L
MALAGASY
BEPC
3- HEVITRA ARA-DRAFITRA :
Fanaporofoina :
RF
L
Atolotra ny mana-manjo ny rambon-damba.
EM
RF
L
FKI :
Atolotra ny rambon-damba.
V1
V2
FKI : Mivany roa
MALAGASY
BEPC
3- HEVITRA ARA-DRAFITRA :
Firafitry ny EM :
Atolotra > manolotra (Fiteny sy fandre), Þ Atolotra dia matoanteny
ManAtolotra : Æ/n(o)/h(o) – a – tolotra
EM matoanteny aman-tovona aHAD L : ATAO ny rambon-damba
Manana HAD ATAO ny RF rehefa avy navadika ny L ny RF
-FKI mivany 2
-EM matoanteny aman-tovona mivaky a-
MALAGASY
FITODIKA
BEPC
Fanontaniana :
Lazao ny fitodiky ny fehezanteny. Porofoy.
F3 : Asa fivelomana ny mandrary.
Valiny :
F3 : Asa fivelomana ny mandrary.
EM
L TSARAINA
FKI
Asa fivelomana ny mandrary.
V1
V2
FKI mivany roa
Firafitry ny EM
MALAGASY
BEPC
FITODIKA
Valiny :
Asa fivelomana : EM tsy matoanteny
EM andian-teny, tso-drafitra, tsy misy tovona mahaEM tsy matoanteny andian-teny tso-drafitra tsy misy tovona mahaHA ny L : L tsaraina
Mitodika amin’ny L tsaraina ny fehezanteny satria ahitana ireto :
- FKI mivany roa
- EM tsy matoanteny andian-teny tsodrafitra tsy misy tovona maha-
Téléchargement